plt_tn/act/15/15.md

1.3 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jakoba dia nindrana ny tenin'ny mpaminany Amosy tao amin'ny Testamenta Taloha.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny "Izaho"dia manondro an'Andriamanitra izay miresaka amin'ny alalan'ny tenin'ireo Mpaminaniny.

Ireo tenin'ireo mpaminany dia momba izany

Eto ny "teny" dia midika ho hafatra. DH: "hekeo izay voalazan'ireo mpaminany" na "neken'ireo mpaminany"

momba izany

"manamafy izany fahamarinana izany"

araka ny voasoratra

DH: "araka ny voasoratr'izy ireo" na "araka ny nosoratan'i Amosy mpaminany tany aloha"

hanangana indray ny trano lain'i Davida aho, izay efa nianjera

Izany dia miresaka momba ny nofidin'Andriamanitra ny taranak'i Davida hanapaka ny vahoakany, toy ny hoe nanangana tranolay indray izy taorian'ny nianjerany.

lay

eto ny "lay" dia midika ny fianakavian' i Davida.

mba hitady ny Tompo ireo olona sisa tavela

Izany dia miresaka momba ny olona te hankatò an'Andriamanitra sy hianatra bebe kokoa momba azy, toy ny hoe mitady azy ara-bakiteny.

mba hitady ny Tompo

Niresaka momban'ny tenany i Andriamanitra.

ao anatin'izany ireo Jentilisa rehetra izay antsoina amin'ny anarako

DH: "ao anatin'izany ireo Jentilisa rehetra izay Ahy"

ny anarako

Eto "ny anarako" dia manambara an'Andriamanitra.