plt_tn/act/14/19.md

20 lines
589 B
Markdown

# Fampahafantarana ankapobeny
Eto ny teny "izy"dia manondro an'i Paoly
# nandresy lahatra ny vahoaka
Tsara raha faritana mazava izay noresen'izy ireo lahatra ho ataon'ny vahoaka. DH: "nandresy lahatra ny olona tsy hino an'i Paoly sy i Barnabasy, ary hamadika azy ireo"
# ny vahoaka
Io dia mety tsy ilay vondrona "vahoaka" izay tao amin'ny andininy teo aloha intsony. Fotoana vitsy no lasa, ary mety ho andiany hafa izany.
# ireo mpianatra
Izy ireo dia mpino vaovao tao amin'ny tanànan'i Lystra.
# niditra ny tanàna
"Niverina niditra tao Lystra niaraka tamin'ireo mpino i Paoly"