plt_tn/act/14/19.md

589 B

Fampahafantarana ankapobeny

Eto ny teny "izy"dia manondro an'i Paoly

nandresy lahatra ny vahoaka

Tsara raha faritana mazava izay noresen'izy ireo lahatra ho ataon'ny vahoaka. DH: "nandresy lahatra ny olona tsy hino an'i Paoly sy i Barnabasy, ary hamadika azy ireo"

ny vahoaka

Io dia mety tsy ilay vondrona "vahoaka" izay tao amin'ny andininy teo aloha intsony. Fotoana vitsy no lasa, ary mety ho andiany hafa izany.

ireo mpianatra

Izy ireo dia mpino vaovao tao amin'ny tanànan'i Lystra.

niditra ny tanàna

"Niverina niditra tao Lystra niaraka tamin'ireo mpino i Paoly"