plt_tn/act/14/03.md

1.4 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny "Izy" dia manondro ny Tompo

Ka nitoetra ela teo izy ireo

"nitoetra ela teo izy ireo." I Paoly sy i Barnabasy dia nitoetra tao Ikonioma mba hanampy ireo olona maro izay nino tao amin'ny 14: 1.

nanomezany porofo mahakasika ny hafatra ny amin'ny fahasoavany

"Nampisehoana fa ny hafatra momban'ny fahasoavany dia marina"

mahakasika ny hafatra ny amin'ny fahasoavany

"mahakasika ny hafatrin'ny fahasoavan'ny Tompo"

tamin'ny alalan'ny famantarana sy fahagagana izay natao tamin'ny alalan'ny tanan'i Paoly sy Barnabasy

DH: "Amin'ny fahafahan'i Paoly sy i Barnabasy manao ireo famantarana sy zava-mahagaga"

tamin'ny alalan'ny tanan'i Paoly sy Barnabasy

Eto ny "tanana" dia manondro ny sitrapo sy ny ezaka ataon'ireo lehilahy roa ireo teo ambany fitarihan'ny Fanahy Masina. DH: "avy amin'ny asa fanompoan'i Paoly sy i Barnabasy"

ankamaroan'ny tanàna dia nizarazara:

Eto ny "tanàna" ity dia manondro ny olona ao an-tanàna. DH: "nizara ny ankamaroan'ny mponina tao an-tanàna" na "tsy nifankahazo ny ankamaroan'ny mponina tao an-tanàna"

sasany niandany niaraka tamin'ireo jiosy

"nanohana ireo Jiosy "na" nifanaiky tamin'ireo Jiosy". Ny vondrona voalohany voalaza dia tsy nanaiky ny hafatra momba ny fahasoavana.

ny sasany niaraka tamin'ireo apostoly

Ny vondrona faharoa dia nanaiky ny hafatra momba ny fahasoavana. DH: "niaraka tamin'ireo apostoly