plt_tn/act/14/03.md

36 lines
1.4 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny "Izy" dia manondro ny Tompo
# Ka nitoetra ela teo izy ireo
"nitoetra ela teo izy ireo." I Paoly sy i Barnabasy dia nitoetra tao Ikonioma mba hanampy ireo olona maro izay nino tao amin'ny 14: 1.
# nanomezany porofo mahakasika ny hafatra ny amin'ny fahasoavany
"Nampisehoana fa ny hafatra momban'ny fahasoavany dia marina"
# mahakasika ny hafatra ny amin'ny fahasoavany
"mahakasika ny hafatrin'ny fahasoavan'ny Tompo"
# tamin'ny alalan'ny famantarana sy fahagagana izay natao tamin'ny alalan'ny tanan'i Paoly sy Barnabasy
DH: "Amin'ny fahafahan'i Paoly sy i Barnabasy manao ireo famantarana sy zava-mahagaga"
# tamin'ny alalan'ny tanan'i Paoly sy Barnabasy
Eto ny "tanana" dia manondro ny sitrapo sy ny ezaka ataon'ireo lehilahy roa ireo teo ambany fitarihan'ny Fanahy Masina. DH: "avy amin'ny asa fanompoan'i Paoly sy i Barnabasy"
# ankamaroan'ny tanàna dia nizarazara:
Eto ny "tanàna" ity dia manondro ny olona ao an-tanàna. DH: "nizara ny ankamaroan'ny mponina tao an-tanàna" na "tsy nifankahazo ny ankamaroan'ny mponina tao an-tanàna"
# sasany niandany niaraka tamin'ireo jiosy
"nanohana ireo Jiosy "na" nifanaiky tamin'ireo Jiosy". Ny vondrona voalohany voalaza dia tsy nanaiky ny hafatra momba ny fahasoavana.
# ny sasany niaraka tamin'ireo apostoly
Ny vondrona faharoa dia nanaiky ny hafatra momba ny fahasoavana. DH: "niaraka tamin'ireo apostoly