plt_tn/act/13/48.md

12 lines
738 B
Markdown

# faly sy nidera ny tenin'ny Tompo
Ny "teny" eto dia manondro ny hafatra momban'i Jesoa izay ninoan'izy ireo. DH: "nidera an'Andriamanitra noho ilay hafatra momba an'i Jesosy Tompo"
# Ary maro ireo izay voatendry ho amin'ny finoana ny fiainana mandrakizay
DH: "Izay rehetra notendren'Andriamanitra ho amin'ny fiainana mandrakizay dia nino" na "Ireo olona rehetra izay nofidian'Andriamanitra hahazo ny fiainana mandrakizay"
# Ary ny tenin'ny Tompo dia niely eraky ny faritra manontolo
Eto ny "teny" dia manondro ny hafatra momban'i Jesosy. DH: "Ireo izay nino dia nanaparitaka ny tenin'ny Tompo manerana ny faritra manontolo" na "Ireo izay nino dia nivezivezy tany amin'ny faritra rehetra ary nilaza tamin'ny hafa ny hafatr'i Jesosy"