plt_tn/act/13/48.md

738 B

faly sy nidera ny tenin'ny Tompo

Ny "teny" eto dia manondro ny hafatra momban'i Jesoa izay ninoan'izy ireo. DH: "nidera an'Andriamanitra noho ilay hafatra momba an'i Jesosy Tompo"

Ary maro ireo izay voatendry ho amin'ny finoana ny fiainana mandrakizay

DH: "Izay rehetra notendren'Andriamanitra ho amin'ny fiainana mandrakizay dia nino" na "Ireo olona rehetra izay nofidian'Andriamanitra hahazo ny fiainana mandrakizay"

Ary ny tenin'ny Tompo dia niely eraky ny faritra manontolo

Eto ny "teny" dia manondro ny hafatra momban'i Jesosy. DH: "Ireo izay nino dia nanaparitaka ny tenin'ny Tompo manerana ny faritra manontolo" na "Ireo izay nino dia nivezivezy tany amin'ny faritra rehetra ary nilaza tamin'ny hafa ny hafatr'i Jesosy"