plt_tn/act/13/40.md

588 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Namarana ny lahateniny tao amin'ny synagoga tao Antiokia any Pisidia i Paoly, izay nanomboka tao amin'ny 13:16

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ao amin'ny hafany ho an'ny olona tao amin'ny synagoga dia nanonona ny mpaminany Habakoka i Paoly.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny "Izaho" dia manondro an'Andriamanitra.

mitandrema

Midika izany fa ny zavatra tokony hotandremana dia ny hafatr'i Paoly. DH: "diniho tsara ireo zavatra nolazaiko"

ho levona

"ho faty"

amin'ny andronareo

"mandritrin'ny androm-piainanareo"