# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Namarana ny lahateniny tao amin'ny synagoga tao Antiokia any Pisidia i Paoly, izay nanomboka tao amin'ny 13:16 # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ao amin'ny hafany ho an'ny olona tao amin'ny synagoga dia nanonona ny mpaminany Habakoka i Paoly. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "Izaho" dia manondro an'Andriamanitra. # mitandrema Midika izany fa ny zavatra tokony hotandremana dia ny hafatr'i Paoly. DH: "diniho tsara ireo zavatra nolazaiko" # ho levona "ho faty" # amin'ny andronareo "mandritrin'ny androm-piainanareo"