plt_tn/act/13/13.md

40 lines
1.4 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ity dia ampahany vaovao amin'ny tantara momba an'i Paoly tany Antiokia tao Pisidia.
# Fampahafantarana amin'ny anlapobeny
Ny andininy faha-13 sy faha-14 dia manome fampahalalana fototra mikasika io ampahany amin'ny tantara io.
# Fampahafantarana amin'ny anlapobeny
"Paoly sy ireo namay" dia i Barnabasy sy i Jaona Marka (antsoina koa hoe Jaona). Hatramin'io fotoana io, i Saoly dia nantsoina hoe Paoly ao amin'ny Asan'ny Apostoly. Ny anaran'i Paoly dia voarakitra voalohany izay manondro fa lasa mpitarika ny vondrona izy. Zava-dehibe ny mitazona izany filaharana izany amin'ny fandikana.
# niantsambo avy Pafosy
"nandeha sambo avy any Paphos"
# Fa Jaona kosa nandao azy ireo
Fa Jaona kosa nandao an'i Paoly sy Barnabasy"
# Antiokan'i Pisidia
"ny tanànan'i Antioka ao amin'ny distrikan'i Pisidia"
# Taorian'ny famakiana ny lalàna sy ny mpaminany
Ny "lalàna sy ireo mpaminany" dia manondro ny ampahany amin'ny soratra masina jiosy izay novakiana. DH: "Taorian'ny namakian'ny olona iray ny bokin'ny lalàna sy ny asa soratry ny mpaminany"
# nandefa hafatra tany amin'izy ireo
"niteny olona mba hilaza" na "nangataka olona iray hilaza"
# Ry rahalahy
Ny teny hoe "Ry rahalahy" dia ampiasain'ny olona tao amin'ny synagoga mba hilazana an'i Paoly sy i Barnabasy amin'ny namana Jiosy.
# raha manana hafatra fampaherezana
"raha te hilaza zavatra ianao mba hampahery anay"