plt_tn/act/13/13.md

1.4 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ity dia ampahany vaovao amin'ny tantara momba an'i Paoly tany Antiokia tao Pisidia.

Fampahafantarana amin'ny anlapobeny

Ny andininy faha-13 sy faha-14 dia manome fampahalalana fototra mikasika io ampahany amin'ny tantara io.

Fampahafantarana amin'ny anlapobeny

"Paoly sy ireo namay" dia i Barnabasy sy i Jaona Marka (antsoina koa hoe Jaona). Hatramin'io fotoana io, i Saoly dia nantsoina hoe Paoly ao amin'ny Asan'ny Apostoly. Ny anaran'i Paoly dia voarakitra voalohany izay manondro fa lasa mpitarika ny vondrona izy. Zava-dehibe ny mitazona izany filaharana izany amin'ny fandikana.

niantsambo avy Pafosy

"nandeha sambo avy any Paphos"

Fa Jaona kosa nandao azy ireo

Fa Jaona kosa nandao an'i Paoly sy Barnabasy"

Antiokan'i Pisidia

"ny tanànan'i Antioka ao amin'ny distrikan'i Pisidia"

Taorian'ny famakiana ny lalàna sy ny mpaminany

Ny "lalàna sy ireo mpaminany" dia manondro ny ampahany amin'ny soratra masina jiosy izay novakiana. DH: "Taorian'ny namakian'ny olona iray ny bokin'ny lalàna sy ny asa soratry ny mpaminany"

nandefa hafatra tany amin'izy ireo

"niteny olona mba hilaza" na "nangataka olona iray hilaza"

Ry rahalahy

Ny teny hoe "Ry rahalahy" dia ampiasain'ny olona tao amin'ny synagoga mba hilazana an'i Paoly sy i Barnabasy amin'ny namana Jiosy.

raha manana hafatra fampaherezana

"raha te hilaza zavatra ianao mba hampahery anay"