plt_tn/act/12/20.md

1.4 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Mbola mitantara ny zava-nitranga hafa tamin'ny andron'i Heroda i Lioka

Ary

Ity teny ity dia ampiasaina eto hanamarihana ny tranga manaraka ao amin'ny tantara

Niara-nankany aminy izy ireo

Azo inoana fa nandeha tany amin'i Heroda izy rehetra. DH: "Ireo lehilahy misolo tena ny mponin'i Tyra sy i Sidona dia niara-nandeha niresaka tamin'i Heroda"

Nandresy lahatra an'i Blasto izy ireo

Nandresy lahatra an'i Blasto izy ireo lehilahy ireo

Blasto

I Blastus dia mpanampy iray na mpiandraikitra an'i Heroda Mpanjaka.

Dia nangataka fihavanana izy ireo

"nangataka fihavanana ireo lehilahy ireo"

ny tanànan'izy ireo dia nandray ny sakafony avy amin'ny mpanjakan'ny tanàna

Mety novidin'izy ireo io sakafo io. DH: "ny mponin'i Tyro sy i Sidona dia nividy ny sakafon'izy ireo rehetra tamin'ireo vahoaka izay nanjakan''i Heroda"

nandray ny sakafony

Izany dia midika fa noferan'i Heroda izany famatsiana sakafo izany satria tezitra tamin'ireo mponin'i Tyro sy Sidona izy.

Tamin'ny andro voatondro

Izany angamba no andro nifanarahan'i Heroda hihaonany tamin'ireo mpisolontena. DH: "Tamin'ny andro nifanarahan'i Heroda ifanatrehana tamin'izy ireo"

akanjona mpanjaka

fitafiana lafo izay mety mampiseho fa izy no mpanjaka

nipetraka teo amin'ny seza fiandrianana

Tao no niresahan'i Heroda tamin'ireo olona izay tonga nijery azy.