# Fampifandraisana ny foto-kevitra Mbola mitantara ny zava-nitranga hafa tamin'ny andron'i Heroda i Lioka # Ary Ity teny ity dia ampiasaina eto hanamarihana ny tranga manaraka ao amin'ny tantara # Niara-nankany aminy izy ireo Azo inoana fa nandeha tany amin'i Heroda izy rehetra. DH: "Ireo lehilahy misolo tena ny mponin'i Tyra sy i Sidona dia niara-nandeha niresaka tamin'i Heroda" # Nandresy lahatra an'i Blasto izy ireo Nandresy lahatra an'i Blasto izy ireo lehilahy ireo # Blasto I Blastus dia mpanampy iray na mpiandraikitra an'i Heroda Mpanjaka. # Dia nangataka fihavanana izy ireo "nangataka fihavanana ireo lehilahy ireo" # ny tanànan'izy ireo dia nandray ny sakafony avy amin'ny mpanjakan'ny tanàna Mety novidin'izy ireo io sakafo io. DH: "ny mponin'i Tyro sy i Sidona dia nividy ny sakafon'izy ireo rehetra tamin'ireo vahoaka izay nanjakan''i Heroda" # nandray ny sakafony Izany dia midika fa noferan'i Heroda izany famatsiana sakafo izany satria tezitra tamin'ireo mponin'i Tyro sy Sidona izy. # Tamin'ny andro voatondro Izany angamba no andro nifanarahan'i Heroda hihaonany tamin'ireo mpisolontena. DH: "Tamin'ny andro nifanarahan'i Heroda ifanatrehana tamin'izy ireo" # akanjona mpanjaka fitafiana lafo izay mety mampiseho fa izy no mpanjaka # nipetraka teo amin'ny seza fiandrianana Tao no niresahan'i Heroda tamin'ireo olona izay tonga nijery azy.