plt_tn/act/12/01.md

958 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Eto no manomboka ny fanenjehana vaovao, voalohany ny fahafatesan'i Jakôma ary avy eo ny fanagadrana an'i Petera ary avy eo nafahana

Fampahafantatrana amin'ny ankapbeny

Izany no fanazavana momba ny namonon'i Heroda an'i Jakoba.

Ary

Manomboka ampahany vaovao amin'ity tantara izany.

tamin'izany andro izany

Izany dia manondro ny fotoan'ny mosary.

nisambotra

Midika izany fa i Heroda dia nisambotra ireo mpino. Jereo ny fomba nandikanao izany tamin'ny 5:17. AT: "nandefa miaramila hisambotra"

sasany izay an'ny fiangonana

I Jakôba sy i Petera ihany no voatondro, izay midika ireo no mpitarika ny fiangonana tao Jerosalema.

mba hahafahany mampijaly azy ireo

"mba hampijaliana ireo mpino"

Novonoiny tamin'ny sabatra Jakoba rahalahin'i Jaona

Izany dia mitantara ny fomba namonoana i James.

Novonoiny

Midika izany fa "novonoina i Heroda mpanjaka" na "i Heroda mpanjaka dia nanome baiko hamono".