# Fampifandraisana ny foto-kevitra Eto no manomboka ny fanenjehana vaovao, voalohany ny fahafatesan'i Jakôma ary avy eo ny fanagadrana an'i Petera ary avy eo nafahana # Fampahafantatrana amin'ny ankapbeny Izany no fanazavana momba ny namonon'i Heroda an'i Jakoba. # Ary Manomboka ampahany vaovao amin'ity tantara izany. # tamin'izany andro izany Izany dia manondro ny fotoan'ny mosary. # nisambotra Midika izany fa i Heroda dia nisambotra ireo mpino. Jereo ny fomba nandikanao izany tamin'ny 5:17. AT: "nandefa miaramila hisambotra" # sasany izay an'ny fiangonana I Jakôba sy i Petera ihany no voatondro, izay midika ireo no mpitarika ny fiangonana tao Jerosalema. # mba hahafahany mampijaly azy ireo "mba hampijaliana ireo mpino" # Novonoiny tamin'ny sabatra Jakoba rahalahin'i Jaona Izany dia mitantara ny fomba namonoana i James. # Novonoiny Midika izany fa "novonoina i Heroda mpanjaka" na "i Heroda mpanjaka dia nanome baiko hamono".