plt_tn/act/11/17.md

1.3 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Namarana ny lahateniny i Petera (izay nanomboka tao amin'ny 11: 4) tamin'ireo Jiosy momba ny fahitany sy ny zava-nitranga tany an-tranon'i Kornelio

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro an'i Kornelio sy ireo vahininy Jentilisa ary ny ankohonany. Tsy nantsoin'i Petera hoe Jentilisa izy ireo nohon'ny fifandraisany tamin'ireo mpino Jiosy tany Jerosalema.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo mpino jiosy izay niresahan'i Petera. Ny teny hoe "antsika" dia ahitana ny mpino jiosy rehetra.

Koa raha Andriamanitra nanome azy ireo ny fanomezana mitovy amin'izay nomeny antsika tamin'isika nino an'ny Tompo Jesosy Kristy, iza aho, no ho afaka hanohitra an'Andriamanitra?

Nampiasa io fanontaniana io i Petera mba hanamafisana fa nankatò an'Andriamanitra fotsiny izy. DH: "Satria Andriamanitra dia nanome azy ireo ... Nanapa-kevitra aho fa tsy hanohitra an'Andriamanitra!"

fanomezana mitovy

Petera dia miresaka ny fanomezan'ny Fanahy Masina.

tsy niteny na inona na inona hoenti-mamaly izy ireoezana mitovy

"nitsahatra nitsikera an'i Petera izy ireo"

nanome fibebahana ho fiainana

"manome fibebahana mankany amin'ny fiainana". Izany angamba dia manondro ny fiainana mandrakizay.