forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.3 KiB
Markdown
28 lines
1.3 KiB
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
||
|
|
||
|
Namarana ny lahateniny i Petera (izay nanomboka tao amin'ny 11: 4) tamin'ireo Jiosy momba ny fahitany sy ny zava-nitranga tany an-tranon'i Kornelio
|
||
|
|
||
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro an'i Kornelio sy ireo vahininy Jentilisa ary ny ankohonany. Tsy nantsoin'i Petera hoe Jentilisa izy ireo nohon'ny fifandraisany tamin'ireo mpino Jiosy tany Jerosalema.
|
||
|
|
||
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo mpino jiosy izay niresahan'i Petera. Ny teny hoe "antsika" dia ahitana ny mpino jiosy rehetra.
|
||
|
|
||
|
# Koa raha Andriamanitra nanome azy ireo ny fanomezana mitovy amin'izay nomeny antsika tamin'isika nino an'ny Tompo Jesosy Kristy, iza aho, no ho afaka hanohitra an'Andriamanitra?
|
||
|
|
||
|
Nampiasa io fanontaniana io i Petera mba hanamafisana fa nankatò an'Andriamanitra fotsiny izy. DH: "Satria Andriamanitra dia nanome azy ireo ... Nanapa-kevitra aho fa tsy hanohitra an'Andriamanitra!"
|
||
|
|
||
|
# fanomezana mitovy
|
||
|
|
||
|
Petera dia miresaka ny fanomezan'ny Fanahy Masina.
|
||
|
|
||
|
# tsy niteny na inona na inona hoenti-mamaly izy ireoezana mitovy
|
||
|
|
||
|
"nitsahatra nitsikera an'i Petera izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# nanome fibebahana ho fiainana
|
||
|
|
||
|
"manome fibebahana mankany amin'ny fiainana". Izany angamba dia manondro ny fiainana mandrakizay.
|