plt_tn/act/11/07.md

1.1 KiB

aho dia nahare feo

Tsy voafaritra mazava ilay olona niteny. ilay "feo" dia mety ho Andriamanitra, na ny anjeliny. Jereo ny fomba nandikanao ny "feo" iray tamin'ny 10:13.

Tsia

"tsy hanao izany aho"

tsy mbola nisy zavatra tsy masina na maloto mihitsy niditra tato am-bavako

Ireo bibidia teo amin'ilay taratasy dia ireo biby izay noraran'ny lalàna jiosy tao amin'ny Testamenta Taloha ny fihinana azy. DH: "Nihinana hena avy amin'ny biby masina sy madio aho"

maloto

Ao amin'ny lalàna jiosy tao amin'ny Testamenta Taloha dia ny olona iray dia mety "maloto" amin'ny fomba samihafa toy ny fihinanana biby sasantsasany voarara.

Izay nambaran'Andriamanitra fa madio, aza antsoina hoe maloto

Izany dia manondro ireo biby ao amin'ilay lamba

Niseho in-telo izany

Tsy midika izany fa niverina in-telo ny zavatra rehetra. Izany dia mety midika hoe "Ny zavatra nodiovin'Andriamanitra dia aza atao ho maloto". Na dia izany aza, tsara ny miteny fotsiny hoe "izany dia nitranga intelo " fa tsy manazava amin'ny an-tsipiriany. Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "Ity no nitranga intelo" tamin'ny 10:13.