# aho dia nahare feo Tsy voafaritra mazava ilay olona niteny. ilay "feo" dia mety ho Andriamanitra, na ny anjeliny. Jereo ny fomba nandikanao ny "feo" iray tamin'ny 10:13. # Tsia "tsy hanao izany aho" # tsy mbola nisy zavatra tsy masina na maloto mihitsy niditra tato am-bavako Ireo bibidia teo amin'ilay taratasy dia ireo biby izay noraran'ny lalàna jiosy tao amin'ny Testamenta Taloha ny fihinana azy. DH: "Nihinana hena avy amin'ny biby masina sy madio aho" # maloto Ao amin'ny lalàna jiosy tao amin'ny Testamenta Taloha dia ny olona iray dia mety "maloto" amin'ny fomba samihafa toy ny fihinanana biby sasantsasany voarara. # Izay nambaran'Andriamanitra fa madio, aza antsoina hoe maloto Izany dia manondro ireo biby ao amin'ilay lamba # Niseho in-telo izany Tsy midika izany fa niverina in-telo ny zavatra rehetra. Izany dia mety midika hoe "Ny zavatra nodiovin'Andriamanitra dia aza atao ho maloto". Na dia izany aza, tsara ny miteny fotsiny hoe "izany dia nitranga intelo " fa tsy manazava amin'ny an-tsipiriany. Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "Ity no nitranga intelo" tamin'ny 10:13.