plt_tn/act/10/42.md

966 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Namarana ny teniny tamin'ny tsirairay tao an-tranon'i Kornelio i Petera, izay natombony tao amin'ny 10:34

Fampahalalana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny "isika"na "aminay" dia mampiditra an'i Petera sy ireo mpino. ny mpihaono azy dia tsy ao anatiny.

fa izy ilay iray nofidin'Andriamanitra

DH: "Fa Andriamanitra dia nifidy an'i Jesosy"

ny velona sy ny maty

Io dia manondro ireo olona izay mbola miaina sy ireo izay efa maty. DH: "ireo olona izay miaina sy ireo izay maty"

Ho azy no hijoroan'ny mpaminany rehetra vavolombelona

Ireo mpaminany rehetra dia nijoro vavolombelona ho an''i Jesosy

ireo izay mino azy no handray famelan-keloka

DH: "Andriamanitra dia namela ny otan'ireo izay nino an'Jesosy noho ireo zavatra nataony"

amin'ny alalan'ny anarany

Eto "ny anarany" dia manondro ireo zavatra nataony. Ny dikan'ny anarany dia Andriamanitra izay namonjy. DH: ''tamin'ny alalan'izay nataon'i Jesosy azy ireo"