# Fampifandraisana ny foto-kevitra Namarana ny teniny tamin'ny tsirairay tao an-tranon'i Kornelio i Petera, izay natombony tao amin'ny 10:34 # Fampahalalana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "isika"na "aminay" dia mampiditra an'i Petera sy ireo mpino. ny mpihaono azy dia tsy ao anatiny. # fa izy ilay iray nofidin'Andriamanitra DH: "Fa Andriamanitra dia nifidy an'i Jesosy" # ny velona sy ny maty Io dia manondro ireo olona izay mbola miaina sy ireo izay efa maty. DH: "ireo olona izay miaina sy ireo izay maty" # Ho azy no hijoroan'ny mpaminany rehetra vavolombelona Ireo mpaminany rehetra dia nijoro vavolombelona ho an''i Jesosy # ireo izay mino azy no handray famelan-keloka DH: "Andriamanitra dia namela ny otan'ireo izay nino an'Jesosy noho ireo zavatra nataony" # amin'ny alalan'ny anarany Eto "ny anarany" dia manondro ireo zavatra nataony. Ny dikan'ny anarany dia Andriamanitra izay namonjy. DH: ''tamin'ny alalan'izay nataon'i Jesosy azy ireo"