plt_tn/act/10/27.md

28 lines
812 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Niresaka tamin'ireo olona izay tao an-tranon'i Kornelio i Petera.
# Fampahafantarana amiknk'ny ankapobeny
Ny teny "izy " eto dia manondro an'i Kornelio.
# Fampahafantarana amiknk'ny ankapobeny
Eto ny teny "ianao" sy "ianareo" dia manondro an'i Kornelio ary ireo Jentilisa izay nanatrika teo.
# olona maro be niara-niangona
"olona Jentilisa maro no niara-niangona." Izany dia midika fa ireo olona izay nasain'i Kornelio dia Jentilisa avokoa
# Ny tenanareo mahalala
Miresaka amin'i Kornelio sy ireo vahiny nasainy i Petera.
# tsy ara-dalana ho an'ny Jiosy
"izany dia voarara ho an'ny olona Jiosy." Io dia manondro ny lalàna relijiozy Jiosy.
# olona avy amin'ny firenena hafa
Io dia manondro ireo olona izay tsy Jiosy sy tsy voafaritra mazava izay toerana niaviany