# Fampifandraisana ny foto-kevitra Niresaka tamin'ireo olona izay tao an-tranon'i Kornelio i Petera. # Fampahafantarana amiknk'ny ankapobeny Ny teny "izy " eto dia manondro an'i Kornelio. # Fampahafantarana amiknk'ny ankapobeny Eto ny teny "ianao" sy "ianareo" dia manondro an'i Kornelio ary ireo Jentilisa izay nanatrika teo. # olona maro be niara-niangona "olona Jentilisa maro no niara-niangona." Izany dia midika fa ireo olona izay nasain'i Kornelio dia Jentilisa avokoa # Ny tenanareo mahalala Miresaka amin'i Kornelio sy ireo vahiny nasainy i Petera. # tsy ara-dalana ho an'ny Jiosy "izany dia voarara ho an'ny olona Jiosy." Io dia manondro ny lalàna relijiozy Jiosy. # olona avy amin'ny firenena hafa Io dia manondro ireo olona izay tsy Jiosy sy tsy voafaritra mazava izay toerana niaviany