plt_tn/act/10/03.md

546 B

ora faha sivy

"amin'ny telo tolakandro". Ity no fotoam-bavaka hariva mahazatra ho an'ireo Jiosy.

nahita mazava

"Nahita mazava tsara i Kornelio"

Ireo vavakao sy ireo fanomezanao ho an'ny mahantra dia tafakatra ho fanati-pahatsiarovana eo anatrehan'Andriamanitra

Izany dia midika fa noraisinAndriamanitra ireo fanomezany sy ireo vavaka nataony. DH: "Andriamanitra dia mankasitraka ireo vavaka ataonao sy ireo fanomezanao ... ho fanati-pahatsiarovana azy"

mpandoko hoditra

olona izay mpanambotra hoditra azo avy amin'ny hoditra biby