plt_tn/act/10/03.md

16 lines
546 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ora faha sivy
"amin'ny telo tolakandro". Ity no fotoam-bavaka hariva mahazatra ho an'ireo Jiosy.
# nahita mazava
"Nahita mazava tsara i Kornelio"
# Ireo vavakao sy ireo fanomezanao ho an'ny mahantra dia tafakatra ho fanati-pahatsiarovana eo anatrehan'Andriamanitra
Izany dia midika fa noraisinAndriamanitra ireo fanomezany sy ireo vavaka nataony. DH: "Andriamanitra dia mankasitraka ireo vavaka ataonao sy ireo fanomezanao ... ho fanati-pahatsiarovana azy"
# mpandoko hoditra
olona izay mpanambotra hoditra azo avy amin'ny hoditra biby