plt_tn/act/09/40.md

1009 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ny tantaran'i Tabita dia mifarana eo amin'ny andininy faha-42. Ny andininy faha-43 dia mitantara amintsika izay nanjo an'i Petera taorian'ny nifaranan'ny tantara.

Nalefan'i Petera tany ivelan'ny efitra izy rehetra

"niteny azy rehetra hivoaka ny efitra." Nivoaka daholo ny rehetra ka afaka nivavaka ho an'i Tabita i Petera.

nanolo-tanana azy Petera ary nampitsangana azy

Noraisin'i Petera ny tanany ary nanampy azy hitsangana izy.

ireo mpino sy ireo mpitondratena

Mety ho mpino koa ireo mpitondratena saingy voatonona manokana satria Tabita no tena manan-danja tamin'izy ireo.

Lasa fantatra nanerana an'i Jopa rehetra izany zavatra izany

Izany dia maneho ny fahagagana nataon'i Petera izay nanangana an'i Tabita tamin'ny maty. DH: "Nandre momban'ity raharaha ity ny olona nanerana an'i Jopa"

nino ny Tompo

"nino ny filazantsaran'ny Tompo Jesosy"

Simona, mpandoko hoditra

"lehilahy atao hoe Simona izay mpanao akanjo hoditra avy amin'ny hoditra biby"