plt_tn/act/09/40.md

28 lines
1009 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ny tantaran'i Tabita dia mifarana eo amin'ny andininy faha-42. Ny andininy faha-43 dia mitantara amintsika izay nanjo an'i Petera taorian'ny nifaranan'ny tantara.
# Nalefan'i Petera tany ivelan'ny efitra izy rehetra
"niteny azy rehetra hivoaka ny efitra." Nivoaka daholo ny rehetra ka afaka nivavaka ho an'i Tabita i Petera.
# nanolo-tanana azy Petera ary nampitsangana azy
Noraisin'i Petera ny tanany ary nanampy azy hitsangana izy.
# ireo mpino sy ireo mpitondratena
Mety ho mpino koa ireo mpitondratena saingy voatonona manokana satria Tabita no tena manan-danja tamin'izy ireo.
# Lasa fantatra nanerana an'i Jopa rehetra izany zavatra izany
Izany dia maneho ny fahagagana nataon'i Petera izay nanangana an'i Tabita tamin'ny maty. DH: "Nandre momban'ity raharaha ity ny olona nanerana an'i Jopa"
# nino ny Tompo
"nino ny filazantsaran'ny Tompo Jesosy"
# Simona, mpandoko hoditra
"lehilahy atao hoe Simona izay mpanao akanjo hoditra avy amin'ny hoditra biby"