plt_tn/act/09/26.md

290 B

nefa natahotra azy daholo ireo

DH: "saika ny ankamaroan'izy ireo"

am-pasahiana tamin'ny anaran'i Jesosy

Izany dia fomba iray hilazana fa izy dia tsy natahotra ny nitory na nampianatra ny hafatry ny filazantsaran'i Jesoa Kristy. DH: "nitory ampahibemaso ny hafatra momba an'i Jesosy"