plt_tn/act/09/26.md

8 lines
290 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nefa natahotra azy daholo ireo
DH: "saika ny ankamaroan'izy ireo"
# am-pasahiana tamin'ny anaran'i Jesosy
Izany dia fomba iray hilazana fa izy dia tsy natahotra ny nitory na nampianatra ny hafatry ny filazantsaran'i Jesoa Kristy. DH: "nitory ampahibemaso ny hafatra momba an'i Jesosy"