plt_tn/act/08/32.md

24 lines
781 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity dia andalana avy tao amin'ny bokin'Isaia.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny "Izy" dia maneho an'i Messia.
# tahaka ny zanak'ondry moana eo anoloan'ny mpanety azy
Ny mpanety eto dia ilay olona izay manapaka volon'ondry mba ho ampiasaina.
# Fa tamin'ny fanalam-baraka azy dia nesorina taminy ny rariny
DH: "Izy dia nalam-baraka ary tsy notsarain'izy ireo amim-pahamarinana"
# Iza no afaka hamaritra tanteraka ireo taranany?
Nampiasaina io fanontaniana io mba hanamafisana ny tsy hananany taranaka. DH: "tsy misy afaka hilaza momban'ny taranany satria tsy hisy"
# ny ainy nesorina teto an-tany
Io dia miresaka momban'ny fahafatesany. DH: "novonoin'ny olombelona Izy" na "ny olombelona no naka ny ainy teto an-tany"