# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity dia andalana avy tao amin'ny bokin'Isaia. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "Izy" dia maneho an'i Messia. # tahaka ny zanak'ondry moana eo anoloan'ny mpanety azy Ny mpanety eto dia ilay olona izay manapaka volon'ondry mba ho ampiasaina. # Fa tamin'ny fanalam-baraka azy dia nesorina taminy ny rariny DH: "Izy dia nalam-baraka ary tsy notsarain'izy ireo amim-pahamarinana" # Iza no afaka hamaritra tanteraka ireo taranany? Nampiasaina io fanontaniana io mba hanamafisana ny tsy hananany taranaka. DH: "tsy misy afaka hilaza momban'ny taranany satria tsy hisy" # ny ainy nesorina teto an-tany Io dia miresaka momban'ny fahafatesany. DH: "novonoin'ny olombelona Izy" na "ny olombelona no naka ny ainy teto an-tany"