plt_tn/act/08/20.md

915 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny ianao, anao, azy dia maneho an'i Simona.

Ho levona miaraka aminao anie ny volafotsinao

"enganie ianao sy ny volanao ho potika"

ny fanomezan'Andriamanitra

Izany eto dia manambara ny fahafahan'Andriamanitra manome ny Fanahy Masina amin'ny fametrahana tanana amin'ny olona.

Ianao dia tsy manana anjara na fizarana amin'izany zavatra izany

DH: "ianao dia mety tsy andray anjara amin'io asa io"

ny fonao dia tsy marina

Ny teny "fo"eto dia manambara ny fisainany. DH: "ny fisainanao dia tsy marina"

ny fanirian'ny fonao

"ny hividianana ilay fahafahana manome Fanahy Masina amin'ireo hafa"

faharatsianao

"ireo sain-dratsy"

voapozin'ny lolom-po

Io dia fomba fiteny izay midika hoe "be fialonanaloatra"

voafatotry ny fahotana

ny teny "fahotana" eto dia resahana tahaka ny zavatra izay mangeja sy mitazona azy gadra. DH: "gadran'ny fahotana"