# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny ianao, anao, azy dia maneho an'i Simona. # Ho levona miaraka aminao anie ny volafotsinao "enganie ianao sy ny volanao ho potika" # ny fanomezan'Andriamanitra Izany eto dia manambara ny fahafahan'Andriamanitra manome ny Fanahy Masina amin'ny fametrahana tanana amin'ny olona. # Ianao dia tsy manana anjara na fizarana amin'izany zavatra izany DH: "ianao dia mety tsy andray anjara amin'io asa io" # ny fonao dia tsy marina Ny teny "fo"eto dia manambara ny fisainany. DH: "ny fisainanao dia tsy marina" # ny fanirian'ny fonao "ny hividianana ilay fahafahana manome Fanahy Masina amin'ireo hafa" # faharatsianao "ireo sain-dratsy" # voapozin'ny lolom-po Io dia fomba fiteny izay midika hoe "be fialonanaloatra" # voafatotry ny fahotana ny teny "fahotana" eto dia resahana tahaka ny zavatra izay mangeja sy mitazona azy gadra. DH: "gadran'ny fahotana"