plt_tn/act/08/09.md

935 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

I Simona dia nampidirina tao amin'ny tantaran'i Filipo. Ny andininy faha 9 hatramin'ny 11 dia mampafantatra momban'i Simona sy iza izy teo anivon'ireo Samaritana.

Fa nisy lehilahy iray nantsoina hoe Simona

Izany no fomba fampidirana olona vaovao ao anatin'ny tantara. Ny fiteninao dia mety hampiasa voanbolana hafa ampidirana olona vaovao ao anaty tantara.

tanàn-dehibe

"ilay tanàna tao Samaria"

Ireo Samaritana

Io dia fanitarana. DH: "maro tamin'ireo samaritana tao an-tanàna"

manomboka amin'ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra

DH: "tsy ankanavaka"

Io lehilahy io dia ilay fahefan' Andriamanitra izay antsoina hoe Lehibe

Ireo olona dia milaza fa i Simona dia fahefan' Andriamanitra fantatra amin'ny hoe "ilay fahefana lehibe."

ilay fahefan' Andriamanitra izay antsoina hoe Lehibe

Ireo mety ho handikana azy 1) ilay lehilahy tena mahery; 2) Andriamanitra