# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny I Simona dia nampidirina tao amin'ny tantaran'i Filipo. Ny andininy faha 9 hatramin'ny 11 dia mampafantatra momban'i Simona sy iza izy teo anivon'ireo Samaritana. # Fa nisy lehilahy iray nantsoina hoe Simona Izany no fomba fampidirana olona vaovao ao anatin'ny tantara. Ny fiteninao dia mety hampiasa voanbolana hafa ampidirana olona vaovao ao anaty tantara. # tanàn-dehibe "ilay tanàna tao Samaria" # Ireo Samaritana Io dia fanitarana. DH: "maro tamin'ireo samaritana tao an-tanàna" # manomboka amin'ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra DH: "tsy ankanavaka" # Io lehilahy io dia ilay fahefan' Andriamanitra izay antsoina hoe Lehibe Ireo olona dia milaza fa i Simona dia fahefan' Andriamanitra fantatra amin'ny hoe "ilay fahefana lehibe." # ilay fahefan' Andriamanitra izay antsoina hoe Lehibe Ireo mety ho handikana azy 1) ilay lehilahy tena mahery; 2) Andriamanitra