forked from WA-Catalog/plt_tn
480 B
480 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ity no mamarana ny tantaran'i Stefana.
raiso ny fanahiko
"alaivo ny fanahiko." Tsara raha ampina "mba miangavy" mba ampisehoana fa fangatahana io. DH: "mba miangavy, raiso ny fanahiko"
Nandohalika izy
Izany dia fihetsika atao ampisehoana fa manaiky an'Andriamanitra.
aza tazomina izao ota izao hanoherana azy ireo
DH: "avelao ny helok'izy ireo tamin'izao ota izao
Resitory
Io dia fomba fiteny mihaja nentina hilazana hoe "maty"