plt_tn/act/07/59.md

20 lines
480 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ity no mamarana ny tantaran'i Stefana.
# raiso ny fanahiko
"alaivo ny fanahiko." Tsara raha ampina "mba miangavy" mba ampisehoana fa fangatahana io. DH: "mba miangavy, raiso ny fanahiko"
# Nandohalika izy
Izany dia fihetsika atao ampisehoana fa manaiky an'Andriamanitra.
# aza tazomina izao ota izao hanoherana azy ireo
DH: "avelao ny helok'izy ireo tamin'izao ota izao
# Resitory
Io dia fomba fiteny mihaja nentina hilazana hoe "maty"