plt_tn/act/07/57.md

498 B

notapenan'ireo mpikambana ao amin'ny filan-kevitra ny sofin'izy ireo

Nametraka ny tanan'izy ireo teo amin'ny sofin'izy ireo nampisehoana fa tsy te handre intsony izay lazain'i Stefana izy ireo.

Notaritin'izy ireo ivelan'ny tanàna

"Nosamborin'izy ireo i Stefana ary nentin'izy ireo tamin-kery hivoaka ny tànana

teo amin'ny tongotra

"teo anoloanan'ny." Napetraka teo izany mba ahafahan'i Saoly mahita azy.

ilay zaza lahy

I Saoly dia nanodidina ny 30 taona tamin'izany fotoana izany.