# notapenan'ireo mpikambana ao amin'ny filan-kevitra ny sofin'izy ireo Nametraka ny tanan'izy ireo teo amin'ny sofin'izy ireo nampisehoana fa tsy te handre intsony izay lazain'i Stefana izy ireo. # Notaritin'izy ireo ivelan'ny tanàna "Nosamborin'izy ireo i Stefana ary nentin'izy ireo tamin-kery hivoaka ny tànana # teo amin'ny tongotra "teo anoloanan'ny." Napetraka teo izany mba ahafahan'i Saoly mahita azy. # ilay zaza lahy I Saoly dia nanodidina ny 30 taona tamin'izany fotoana izany.