plt_tn/act/07/29.md

16 lines
628 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny mpihaino an'Stefana dia efa nahafantatra fa i Mosesy dia nanambady an'i vehivavy Midianita rehefa nandositra an'Egypta
# rehefa nandre izany
Ny tian'io ho lazaina dia i Mosesy dia nahafantatra fa ireo Israelita dia nahalala fa izy dia namono Egyptianina iray ny andro mialoha (7:26)
# Rehefa dila ny efapolo taona
"Rehefa dila ny efapolo taona." Io ny fotoana niainan'i Mosesy tao Midiana. DH: "efapolo taona taorian'ny nandosiran'i Mosesy tany Egypta"
# nisy anjely iray nipotra
Ny mpihaino an'i Stefana dia nahafantatra fa i Andriamanitra no niteny tamin'ny alalan'ilay anjely.