# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny mpihaino an'Stefana dia efa nahafantatra fa i Mosesy dia nanambady an'i vehivavy Midianita rehefa nandositra an'Egypta # rehefa nandre izany Ny tian'io ho lazaina dia i Mosesy dia nahafantatra fa ireo Israelita dia nahalala fa izy dia namono Egyptianina iray ny andro mialoha (7:26) # Rehefa dila ny efapolo taona "Rehefa dila ny efapolo taona." Io ny fotoana niainan'i Mosesy tao Midiana. DH: "efapolo taona taorian'ny nandosiran'i Mosesy tany Egypta" # nisy anjely iray nipotra Ny mpihaino an'i Stefana dia nahafantatra fa i Andriamanitra no niteny tamin'ny alalan'ilay anjely.