plt_tn/act/07/04.md

16 lines
573 B
Markdown

# Fampafantarana amin'ny ankapobeny
Ao amin'ny andininy faha 4 ny hoe "izy" na "azy" dia manambara an'i Abrahama. Ao amin'ny andininy faha 5 ny hoe "Izy" na "Azy" dia manambara an'Andriamanitra.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "ianareo" dia manambara ireo filan-kevitra sy ny mpihaino.
# tsy ampy hametrahana
Ireto mety ho dikan'io fehezanteny io 1) tany kely tsy afaka hijorona na 2) zara misy ho dinganina 3) ampahana tany kely dia kely"
# ho fananany sy ho an'ireo taranany any aoriany
Ho fananan'Abrahama ary hanome izany hoan'ny taranany"