# Fampafantarana amin'ny ankapobeny Ao amin'ny andininy faha 4 ny hoe "izy" na "azy" dia manambara an'i Abrahama. Ao amin'ny andininy faha 5 ny hoe "Izy" na "Azy" dia manambara an'Andriamanitra. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe "ianareo" dia manambara ireo filan-kevitra sy ny mpihaino. # tsy ampy hametrahana Ireto mety ho dikan'io fehezanteny io 1) tany kely tsy afaka hijorona na 2) zara misy ho dinganina 3) ampahana tany kely dia kely" # ho fananany sy ho an'ireo taranany any aoriany Ho fananan'Abrahama ary hanome izany hoan'ny taranany"