plt_tn/act/06/12.md

768 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny fampiasana ny teny hoe"izy ireo" ny ankamaroany dia manambara ireo olona avy amin'ny synagogan'i Libertina tao amin'ny 6:8. Izy ireo no tompon'andraikitra tamin'ny fijoroana vavolombelona diso sy ny fanetanana ny filan-kevitra, ireo loholona, ireo mpanora-dalàna ary ireo olona hafa.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny "izahay" dia manambara ireo vavolombelona tsy marina izay najoron'izy ireo.

Nanaitra ny olona izy ireo

"nandrisika ireo olona mba ho tezitra"

natolotr'i Mosesy antsika

DH: "nampita" na "nampianaran'ireo razam-be"

nandinika azy

"nijery maharitra"

tahaka ny anjely ny tarehiny

Io fehezanteny io dia mampitaha ny tarehany amin'ny an'anjely fa tsy miteny mazava izay itoviany.