# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny fampiasana ny teny hoe"izy ireo" ny ankamaroany dia manambara ireo olona avy amin'ny synagogan'i Libertina tao amin'ny 6:8. Izy ireo no tompon'andraikitra tamin'ny fijoroana vavolombelona diso sy ny fanetanana ny filan-kevitra, ireo loholona, ireo mpanora-dalàna ary ireo olona hafa. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "izahay" dia manambara ireo vavolombelona tsy marina izay najoron'izy ireo. # Nanaitra ny olona izy ireo "nandrisika ireo olona mba ho tezitra" # natolotr'i Mosesy antsika DH: "nampita" na "nampianaran'ireo razam-be" # nandinika azy "nijery maharitra" # tahaka ny anjely ny tarehiny Io fehezanteny io dia mampitaha ny tarehany amin'ny an'anjely fa tsy miteny mazava izay itoviany.