plt_tn/act/05/29.md

704 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny hoe "isika" dia manambara ireo Apostoly fa tsy ireo mpihaino.

i Petera sy ireo apostoly namaly hoe

I Petera dia miresaka ny fiainan'ireo Apostoly rehetra rehefa miteny ireto teny manaraka ireto.

tamin'ny fanantonana Azy teo amin'ny hazo

Eto i Petera dia mampiasa ny teny hoe "hazo" hanambarana ny hazo fijaliana izay vita tamin'ny hazo.

hanome fibebahana ho an'Israely, sy famelana ny heloka

DH: "hanome fahafahana ny vahoakan'Israely mba hibebaka sy hanana an'Andriamanitra hamela ny fahotan'izy ireo."

Israely

Ny teny hoe "Israely" eto dia manambara ireo olona Jiosy.

ireo manaiky Azy

"Ireo izay mankatoa ny fahefan'Andriamanitra"