plt_tn/act/05/29.md

24 lines
704 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "isika" dia manambara ireo Apostoly fa tsy ireo mpihaino.
# i Petera sy ireo apostoly namaly hoe
I Petera dia miresaka ny fiainan'ireo Apostoly rehetra rehefa miteny ireto teny manaraka ireto.
# tamin'ny fanantonana Azy teo amin'ny hazo
Eto i Petera dia mampiasa ny teny hoe "hazo" hanambarana ny hazo fijaliana izay vita tamin'ny hazo.
# hanome fibebahana ho an'Israely, sy famelana ny heloka
DH: "hanome fahafahana ny vahoakan'Israely mba hibebaka sy hanana an'Andriamanitra hamela ny fahotan'izy ireo."
# Israely
Ny teny hoe "Israely" eto dia manambara ireo olona Jiosy.
# ireo manaiky Azy
"Ireo izay mankatoa ny fahefan'Andriamanitra"