plt_tn/act/05/24.md

466 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny hoe "ianareo" dia manambara ny Kapitenín'ny tempoly sy ireo lehiben'ireo mpisorona.

nahakasika azy ireo

"nahakasika ireo teny izay vao rehin'izy ireo" na "nahakasika ireo zavatra ireo"

mitsangana ao amin'ny tempoly

Izy ireo dia tsy niditra tao anatin'ny tempoly izay natokana hoan'ireo mpisorona ihany. DH: "Izy dia niditra ... ny faritrin'ny tempoly" na "izy dia niditra ... tao an-tokontanin'ny tempoly"