# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe "ianareo" dia manambara ny Kapitenín'ny tempoly sy ireo lehiben'ireo mpisorona. # nahakasika azy ireo "nahakasika ireo teny izay vao rehin'izy ireo" na "nahakasika ireo zavatra ireo" # mitsangana ao amin'ny tempoly Izy ireo dia tsy niditra tao anatin'ny tempoly izay natokana hoan'ireo mpisorona ihany. DH: "Izy dia niditra ... ny faritrin'ny tempoly" na "izy dia niditra ... tao an-tokontanin'ny tempoly"