plt_tn/act/04/27.md

563 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nanohy nivavaka ireo mpino.

tao an-tanàna

"tao an-tanàna" tanànan'i Jerosalema.

mpanomponareo masina

"i Jesosy izay nanompo anao amin-pahatokiana"

hanao izay rehetra tapakin'ny tanana sy fanirianareo

Ny teny hoe "tanana" eto dia manambara ny herin'Andriamanitra. Fanampin'izany, ny fehezanteny hoe : " hanao izay rehetra tapakin'ny tanana sy fanirianareo"dia mampiseho ny herin'Andriamanitra sy ny fikasany. DH: "hanao izay rehetra tapakareo satria Ianao dia mahery ary efa nanantateraka izay rehetra nokainao"